Ezra 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa irahin’ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy fito ianao mba hanadihady any Joda sy Jerosalema, raha ampiharina tokoa ny Lalàn’ny Andriamanitrao, izay nankinina taminao.* Ezra Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:14 Fandalinana, Boky 1,
14 Fa irahin’ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy fito ianao mba hanadihady any Joda sy Jerosalema, raha ampiharina tokoa ny Lalàn’ny Andriamanitrao, izay nankinina taminao.*