Estera 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 sady anisan’ireo nentina avy tany Jerosalema ka natao sesitany niaraka tamin’i Jekonia*+ mpanjakan’ny Joda, izay nentin’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona tany an-tsesitany. Estera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:6 Fandalinana, Boky 2,
6 sady anisan’ireo nentina avy tany Jerosalema ka natao sesitany niaraka tamin’i Jekonia*+ mpanjakan’ny Joda, izay nentin’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona tany an-tsesitany.