Joba 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa hovaliany araka izay ataony ny olona,+Ary havelany hizaka ny vokatry ny fitondran-tenany.