Salamo 22:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ianareo izay matahotra an’i Jehovah, miderà Azy! Ianareo rehetra taranak’i Jakoba, omeo voninahitra Izy!+ Ianareo rehetra taranak’i Israely, atahory sy hajao Izy.
23 Ianareo izay matahotra an’i Jehovah, miderà Azy! Ianareo rehetra taranak’i Jakoba, omeo voninahitra Izy!+ Ianareo rehetra taranak’i Israely, atahory sy hajao Izy.