Salamo 59:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa izaho kosa hihira momba ny herinao;+Hiresaka momba ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao aho, rehefa maraina. Fa ianao no fialofana azoko antoka,+Sy toerana fandosirako amin’ny andro ahitako fahoriana.+
16 Fa izaho kosa hihira momba ny herinao;+Hiresaka momba ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao aho, rehefa maraina. Fa ianao no fialofana azoko antoka,+Sy toerana fandosirako amin’ny andro ahitako fahoriana.+