-
Salamo 73:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hita amin’ny resaka ataony hoe ambony hoatran’ny lanitra no fiheverany ny tenany,
Ary mirehareha erỳ ny lelany mandehandeha mitety ny tany.
-