Salamo 99:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Namaly azy ireo ianao, Jehovah Andriamanitray ô!+ Andriamanitra namela ny helok’izy ireo ianao,+Nefa koa nanasazy* azy ireo noho ny ratsy nataony.+
8 Namaly azy ireo ianao, Jehovah Andriamanitray ô!+ Andriamanitra namela ny helok’izy ireo ianao,+Nefa koa nanasazy* azy ireo noho ny ratsy nataony.+