Salamo 101:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hankasitraka an’ireo olona tsy mivadika eto an-tany aho,Mba hahafahan’izy ireo hiara-monina amiko. Izay mandeha tsy misy tsiny* no ho lasa mpanompoko.
6 Hankasitraka an’ireo olona tsy mivadika eto an-tany aho,Mba hahafahan’izy ireo hiara-monina amiko. Izay mandeha tsy misy tsiny* no ho lasa mpanompoko.