-
Salamo 103:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Derao i Jehovah, ry zavaboariny rehetra,
Any amin’ny toerana rehetra anjakany.
Hidera an’i Jehovah amin’ny foko manontolo anie aho!
-