Salamo 105:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nataon’Andriamanitra maro be ny vahoakany,+Ary nataony mahery noho ny fahavalony izy ireo.+