Mpitoriteny 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Inona moa no tombony azo raha hoe velona arivo taona, na roa arivo taona aza, nefa tsy mankafy fiainana akory? Angaha tsy mitovy ihany ny toerana alehan’ny olona rehetra?+
6 Inona moa no tombony azo raha hoe velona arivo taona, na roa arivo taona aza, nefa tsy mankafy fiainana akory? Angaha tsy mitovy ihany ny toerana alehan’ny olona rehetra?+