Isaia 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hahita loza ilay firenena mpanota,+Ilay vahoaka efa vesaran’ny fahadisoany,Taranaka ratsy fanahy sy zanaka tena ratsy toetra! Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+Sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,Ary efa nanome lamosina azy. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:4 ip-1 14-15 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:4 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia I, p. 14-15 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/1988, p. 11-12
4 Hahita loza ilay firenena mpanota,+Ilay vahoaka efa vesaran’ny fahadisoany,Taranaka ratsy fanahy sy zanaka tena ratsy toetra! Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+Sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,Ary efa nanome lamosina azy.