Isaia 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary henoko ny feon’i Jehovah Tompon’ny tafika niteny hoe: “‘Tsy hisy fandrakofam-pahotana ho anareo amin’izany fahadisoanareo izany, mandra-pahafatinareo’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony.” Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 22:14 ip-1 237-238 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:14 Faminanian’i Isaia I, p. 237-238
14 Ary henoko ny feon’i Jehovah Tompon’ny tafika niteny hoe: “‘Tsy hisy fandrakofam-pahotana ho anareo amin’izany fahadisoanareo izany, mandra-pahafatinareo’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony.”