Isaia 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ataon’i Jehovah tsy misy na inona na inona ilay tany, ary ataony tsy misy mponina.+ Ataony mivadika ambony ambany*+ ilay tany, ka aparitany ny mponina ao aminy.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 24:1 rs 383-384; ip-1 260 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:1 Faminanian’i Isaia I, p. 260 Fandresen-dahatra, p. 383-384
24 Ataon’i Jehovah tsy misy na inona na inona ilay tany, ary ataony tsy misy mponina.+ Ataony mivadika ambony ambany*+ ilay tany, ka aparitany ny mponina ao aminy.+