Isaia 29:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hahita loza izay miezaka manafina amin’i Jehovah ny tetika ataony.*+ Tanterahiny ao amin’ny maizimaizina ilay izy,Sady hoy izy: “Iza koa no mahita antsika eo? Iza no mahalala an’izay ataontsika?”+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 29:15 ip-1 299-300 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:15 Faminanian’i Isaia I, p. 299-300
15 Hahita loza izay miezaka manafina amin’i Jehovah ny tetika ataony.*+ Tanterahiny ao amin’ny maizimaizina ilay izy,Sady hoy izy: “Iza koa no mahita antsika eo? Iza no mahalala an’izay ataontsika?”+