Isaia 31:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ho fatin’ny sabatra ny Asyrianina, nefa tsy sabatr’olona izany.Tsy sabatr’olombelona no handripaka azy.+ Handositra noho ny sabatra izy,Ary hampanaovina asa an-terivozona ny tovolahy ao aminy. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 31:8 ip-1 327-328 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 31:8 Faminanian’i Isaia I, p. 327-328
8 Ho fatin’ny sabatra ny Asyrianina, nefa tsy sabatr’olona izany.Tsy sabatr’olombelona no handripaka azy.+ Handositra noho ny sabatra izy,Ary hampanaovina asa an-terivozona ny tovolahy ao aminy.