Isaia 38:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re aho fa tsy nivadika taminao e, sady nanompo anao tamin’ny foko manontolo!+ Nanao izay tsara teo imasonao koa aho.” Dia nitomany be izy. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 38:3 ip-1 394 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 38:3 Faminanian’i Isaia I, p. 394
3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re aho fa tsy nivadika taminao e, sady nanompo anao tamin’ny foko manontolo!+ Nanao izay tsara teo imasonao koa aho.” Dia nitomany be izy.