Isaia 53:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+Ary lehilahy nahalala fanaintainana,* sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina. Hoatran’ny hoe nafenina anay ny endriny.* Natao tsinontsinona izy, ary noheverinay ho tsy misy dikany.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 53:3 mwb17.02 3; w09 15/1 26; ip-2 201-202; w00 1/8 32; si 119 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 53:3 Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana,2/2017, p. 3 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2009, p. 261/8/2000, p. 32 Faminanian’i Isaia II, p. 201-202 “Soratra Rehetra,” p. 119
3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+Ary lehilahy nahalala fanaintainana,* sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina. Hoatran’ny hoe nafenina anay ny endriny.* Natao tsinontsinona izy, ary noheverinay ho tsy misy dikany.+
53:3 Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana,2/2017, p. 3 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2009, p. 261/8/2000, p. 32 Faminanian’i Isaia II, p. 201-202 “Soratra Rehetra,” p. 119