Isaia 59:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy izany, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo.+ Ny fahotanareo ihany koa no mahatonga azy hanafina ny tarehiny tsy ho hitanareo,Ka tsy mety mihaino anareo izy.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 59:2 ip-2 290-291 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 59:2 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Isaia II, p. 290-291
2 Tsy izany, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo.+ Ny fahotanareo ihany koa no mahatonga azy hanafina ny tarehiny tsy ho hitanareo,Ka tsy mety mihaino anareo izy.+