Isaia 62:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mivoaha amin’ny vavahady, mivoaha! Karakarao izay lalana halehan’ny olona!+ Manamboara lalambe, manamboara! Esory izay vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 62:10 w14 15/6 3; ip-2 345-346 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 62:10 Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/2014, p. 3 Faminanian’i Isaia II, p. 345-346
10 Mivoaha amin’ny vavahady, mivoaha! Karakarao izay lalana halehan’ny olona!+ Manamboara lalambe, manamboara! Esory izay vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+