Isaia 63:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Jehovah ô, fa maninona izahay no avelanao hirenireny* hiala amin’ny lalanao? Maninona no avelanao* ho lasa mafy fo izahay, ka lasa tsy matahotra anao?+ Miverena noho ny amin’ny mpanomponao,Dia ilay vahoaka lovanao.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 63:17 ip-2 361, 363 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 63:17 Faminanian’i Isaia II, p. 361-363
17 Jehovah ô, fa maninona izahay no avelanao hirenireny* hiala amin’ny lalanao? Maninona no avelanao* ho lasa mafy fo izahay, ka lasa tsy matahotra anao?+ Miverena noho ny amin’ny mpanomponao,Dia ilay vahoaka lovanao.+