Jeremia 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa nitsofoka avy eo am-baravarankelintsika ny fahafatesana,Ary niditra nankao amin’ireo tilikambo voaro mafy,Mba haka ny ankizy eny an-dalanaSy ny tovolahy eny amin’ny tany malalaka.’+
21 Fa nitsofoka avy eo am-baravarankelintsika ny fahafatesana,Ary niditra nankao amin’ireo tilikambo voaro mafy,Mba haka ny ankizy eny an-dalanaSy ny tovolahy eny amin’ny tany malalaka.’+