Jeremia 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa fitaka* ny fanaon’ireo firenena. Hazo nokapaina tany an’ala fotsiny ilay izy,Dia namboarin’ny mpanao asa tanana tamin’ny fitaovany.*+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:3 Fandalinana, Boky 1,
3 Fa fitaka* ny fanaon’ireo firenena. Hazo nokapaina tany an’ala fotsiny ilay izy,Dia namboarin’ny mpanao asa tanana tamin’ny fitaovany.*+