Jeremia 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 mba hanatanterahako ny fianianana nataoko tamin’ny razambenareo, dia ny hanome azy ireo an’ilay tany tondra-dronono sy tantely,+ hoatran’ny amin’izao androany izao.’”’” Dia namaly aho hoe: “Amena,* Jehovah ô!”
5 mba hanatanterahako ny fianianana nataoko tamin’ny razambenareo, dia ny hanome azy ireo an’ilay tany tondra-dronono sy tantely,+ hoatran’ny amin’izao androany izao.’”’” Dia namaly aho hoe: “Amena,* Jehovah ô!”