Jeremia 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa efa nanariko mafy ny razambenareo tamin’ny andro nitondrako azy avy tany Ejipta ka hatramin’izao. Nananatra azy imbetsaka aho* hoe: “Ankatoavy ny teniko.”+
7 Fa efa nanariko mafy ny razambenareo tamin’ny andro nitondrako azy avy tany Ejipta ka hatramin’izao. Nananatra azy imbetsaka aho* hoe: “Ankatoavy ny teniko.”+