Jeremia 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mijanona eny amin’ny havoana mangadihady ny ampondradia. Misefosefo toy ny alikadia izy.Reraka ny masony satria tsy misy zavamaniry.+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Mijanona eny amin’ny havoana mangadihady ny ampondradia. Misefosefo toy ny alikadia izy.Reraka ny masony satria tsy misy zavamaniry.+