Jeremia 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hataoko mihorohoro ny olona mahita an’izay hanjo an’ity tanàna ity ary hisioka haneso azy. Ho tsiravina izay mpandalo rehetra mahita azy, ka hisioka noho ny loza rehetra nanjo azy.+
8 Ary hataoko mihorohoro ny olona mahita an’izay hanjo an’ity tanàna ity ary hisioka haneso azy. Ho tsiravina izay mpandalo rehetra mahita azy, ka hisioka noho ny loza rehetra nanjo azy.+