Jeremia 32:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Tatỳ aoriana, dia nomenao azy ireo ity tany ity. Efa nianiana tamin’ny razambeny+ mantsy ianao fa hanome azy tany tondra-dronono sy tantely.+
22 “Tatỳ aoriana, dia nomenao azy ireo ity tany ity. Efa nianiana tamin’ny razambeny+ mantsy ianao fa hanome azy tany tondra-dronono sy tantely.+