Fitomaniana 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nafatotra toy ny zioga ny fandikan-dalàna rehetra nataoko, ka ny tanany no nampifamatotra azy ireny. Napetraka teo amin’ny vozoko ireny, ka nihareraka aho. Natolotr’i Jehovah teo an-tanan’ireo tsy voatohitro aho.+ Fitomaniana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:14 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1988, p. 26
14 Nafatotra toy ny zioga ny fandikan-dalàna rehetra nataoko, ka ny tanany no nampifamatotra azy ireny. Napetraka teo amin’ny vozoko ireny, ka nihareraka aho. Natolotr’i Jehovah teo an-tanan’ireo tsy voatohitro aho.+