Ezekiela 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Rehefa nijanona izy ireo, dia nijanona koa ny kodiarana. Rehefa niakatra izy ireo, dia niakatra koa ny kodiarana, satria ilay fanahy izay niasa tao amin’ireo zavamananaina* ihany no tao amin’ireo kodiarana ireo.
17 Rehefa nijanona izy ireo, dia nijanona koa ny kodiarana. Rehefa niakatra izy ireo, dia niakatra koa ny kodiarana, satria ilay fanahy izay niasa tao amin’ireo zavamananaina* ihany no tao amin’ireo kodiarana ireo.