Ezekiela 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanao tsinontsinona fianianana izy sady nivadika tamin’ny fifanekena. Efa nampanantena izy fa hitana ny teniny,* nefa mbola nanao an’izany rehetra izany ihany. Koa tsy ho afa-mandositra izy.”’
18 Nanao tsinontsinona fianianana izy sady nivadika tamin’ny fifanekena. Efa nampanantena izy fa hitana ny teniny,* nefa mbola nanao an’izany rehetra izany ihany. Koa tsy ho afa-mandositra izy.”’