-
Ezekiela 19:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 ka lazao hoe:
‘Ny reninareo ve? Liona vavy niaraka tamin’ny liona lahy maromaro izy.
Nitsilailay niaraka tamin’ny liona tanora matanjaka izy, sady nitaiza ny zanany.
-