Ezekiela 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’izay andro izay, dia nianiana aho fa hamoaka azy avy any Ejipta, mba hitondra azy any amin’ilay tany efa nofidiko* homena azy ireo, dia tany tondra-dronono sy tantely.+ Io no tsara tarehy indrindra amin’ny* tany rehetra. Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 20:6 w12 15/10 24-25 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:6 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/2012, p. 24-25
6 Tamin’izay andro izay, dia nianiana aho fa hamoaka azy avy any Ejipta, mba hitondra azy any amin’ilay tany efa nofidiko* homena azy ireo, dia tany tondra-dronono sy tantely.+ Io no tsara tarehy indrindra amin’ny* tany rehetra.