Ezekiela 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Rehefa nahita an’izany i Oholiba rahavaviny, dia vao mainka nirongatra ny faniriany hanao firaisana. Vao mainka aza izy nivaro-tena mihoatra noho ny rahavaviny.+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 23:11 w89 1/7 30 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:11 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1989, p. 30
11 “Rehefa nahita an’izany i Oholiba rahavaviny, dia vao mainka nirongatra ny faniriany hanao firaisana. Vao mainka aza izy nivaro-tena mihoatra noho ny rahavaviny.+