Ezekiela 24:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Famantarana ho anareo i Ezekiela.+ Hoatran’izay nataony mihitsy no hataonareo. Rehefa mitranga izany, dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Tompo Fara Tampony.’”’”
24 Famantarana ho anareo i Ezekiela.+ Hoatran’izay nataony mihitsy no hataonareo. Rehefa mitranga izany, dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Tompo Fara Tampony.’”’”