Ezekiela 27:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hiantsoantso izy ireo sady hitaraindraina mafy noho izay manjo anao,+Dia hanipy vovoka eo amin’ny lohany sady hihosin-davenona.
30 Hiantsoantso izy ireo sady hitaraindraina mafy noho izay manjo anao,+Dia hanipy vovoka eo amin’ny lohany sady hihosin-davenona.