Ezekiela 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Ry zanak’olona, mitomania an’ireo vahoakan’i Ejipta, ary ampidino any ambanin’ny tany miaraka amin’izay midina any anaty lavaka* izy sy ny zanakavavin’ireo firenena matanjaka.
18 “Ry zanak’olona, mitomania an’ireo vahoakan’i Ejipta, ary ampidino any ambanin’ny tany miaraka amin’izay midina any anaty lavaka* izy sy ny zanakavavin’ireo firenena matanjaka.