Ezekiela 39:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena fa natao sesitany ny taranak’Israely, satria nanao fahadisoana sady nivadika tamiko.+ Nandao azy ireo àry aho,*+ ary navelako ho resin’ny fahavalony izy ireo,+ ka matin’ny sabatra daholo.
23 Ary tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena fa natao sesitany ny taranak’Israely, satria nanao fahadisoana sady nivadika tamiko.+ Nandao azy ireo àry aho,*+ ary navelako ho resin’ny fahavalony izy ireo,+ ka matin’ny sabatra daholo.