Hosea 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hihinana izy ireo nefa tsy ho voky,+ Ary hanao firaisana amin’olona be dia be* izy ireo nefa tsy hihamaro.+Tsy miraharaha an’i Jehovah mantsy izy ireo.
10 Hihinana izy ireo nefa tsy ho voky,+ Ary hanao firaisana amin’olona be dia be* izy ireo nefa tsy hihamaro.+Tsy miraharaha an’i Jehovah mantsy izy ireo.