Hosea 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Iza no hendry? Asaivo miezaka hahazo ny dikan’izany izy! Ary iza no malina? Asaivo miezaka hahalala an’izany izy! Fa mahitsy ny lalan’i Jehovah,+Ka ny olo-marina no handeha eo amin’izy io,Fa ny mpandika lalàna kosa ho lavo eo. Hosea Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:9 jd 86-87; w05 15/11 31 Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:9 Andron’i Jehovah, p. 86-87 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2005, p. 31
9 Iza no hendry? Asaivo miezaka hahazo ny dikan’izany izy! Ary iza no malina? Asaivo miezaka hahalala an’izany izy! Fa mahitsy ny lalan’i Jehovah,+Ka ny olo-marina no handeha eo amin’izy io,Fa ny mpandika lalàna kosa ho lavo eo.