Amosa 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Henoy izao, ry ombivavin’i BasanaEo amin’ny tendrombohitr’i Samaria,+Dia ianareo vehivavy manambaka ny madinika+ sady mampahory ny mahantra,Ary milaza amin’ny vadinareo* hoe: ‘Mitondrà zavatra hosotroina!’ Amosa Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:1 w07 1/10 14; w89 1/7 22 Amosa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:1 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/2007, p. 141/7/1989, p. 22
4 “Henoy izao, ry ombivavin’i BasanaEo amin’ny tendrombohitr’i Samaria,+Dia ianareo vehivavy manambaka ny madinika+ sady mampahory ny mahantra,Ary milaza amin’ny vadinareo* hoe: ‘Mitondrà zavatra hosotroina!’