Amosa 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ‘Nataoko mainan’ny rivotra mahamay sy tratran’ny aretin-javamaniry ny volinareo.+ Nataonareo be dia be ny zaridaina sy ny tanimboalobokareo,Saingy lanin’ny valala ny hazo aviavy sy ny hazo olivanareo.+Mbola tsy niverina tamiko ihany anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah. Amosa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:9 Fandalinana, Boky 1,
9 ‘Nataoko mainan’ny rivotra mahamay sy tratran’ny aretin-javamaniry ny volinareo.+ Nataonareo be dia be ny zaridaina sy ny tanimboalobokareo,Saingy lanin’ny valala ny hazo aviavy sy ny hazo olivanareo.+Mbola tsy niverina tamiko ihany anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.