Obadia 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy tokony ho nifaly tamin’izay nanjo ny rahalahinao ianao, tamin’ny andro nahitany loza.+Tsy tokony ho nifaly ianao, tamin’ny andro nandringanana ny taranak’i Joda,+Ary tsy tokony ho nanao teny an’avona ianao, tamin’ny andro nijaliany. Obadia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 andininy 12 jd 112-113 Obadia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12 Andron’i Jehovah, p. 112-113
12 Tsy tokony ho nifaly tamin’izay nanjo ny rahalahinao ianao, tamin’ny andro nahitany loza.+Tsy tokony ho nifaly ianao, tamin’ny andro nandringanana ny taranak’i Joda,+Ary tsy tokony ho nanao teny an’avona ianao, tamin’ny andro nijaliany.