-
Jona 3:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Rehefa henon’ny mpanjakan’i Ninive ilay hafatra, dia nitsangana niala teo amin’ny seza fiandrianany izy ka nesoriny ny akanjom-boninahiny. Ary nitafy lamba gony izy, sady nipetraka teo amin’ny lavenona.
-