-
Mika 5:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ny sisa amin’ny taranak’i Jakoba dia ho toy ny ando avy amin’i Jehovah,
Eo amin’ny firenena maro,
Ary ho toy ny oram-be mirotsaka eny amin’ny zavamaniry.
Tsy manantena olona izy ireny,
Na miandry ny zanak’olombelona.
-