Mika 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hamafy ianao nefa tsy hijinja. Hanitsakitsaka oliva ianao nefa tsy hampiasa ny menaka azo avy aminy,Ary hanao divay vaovao nefa tsy hisotro akory.+
15 Hamafy ianao nefa tsy hijinja. Hanitsakitsaka oliva ianao nefa tsy hampiasa ny menaka azo avy aminy,Ary hanao divay vaovao nefa tsy hisotro akory.+