Zakaria 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy ilay anjelin’i Jehovah: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô! Mandra-pahoviana ianao no tsy hamindra fo amin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda,+ izay nahatezitra anao nandritra izay 70 taona izay?”+ Zakaria Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:12 w89 15/9 30 Zakaria Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:12 Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/1989, p. 30
12 Dia hoy ilay anjelin’i Jehovah: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô! Mandra-pahoviana ianao no tsy hamindra fo amin’i Jerosalema sy ireo tanànan’i Joda,+ izay nahatezitra anao nandritra izay 70 taona izay?”+