Zakaria 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ‘dia samy hanasa ny namanareo hialokaloka eo ambanin’ny voalobokareo sy ny aviavinareo ianareo.’”+ Zakaria Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:10 Fandalinana, Boky 1,
10 “‘Amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ‘dia samy hanasa ny namanareo hialokaloka eo ambanin’ny voalobokareo sy ny aviavinareo ianareo.’”+