-
Zakaria 10:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Na dia aparitako any amin’ireo firenena aza izy ireo, hoatran’ny voa afafy,
Dia mbola hahatsiaro ahy izy ireo, any an-tany lavitra any.
Ho velombelona indray izy sy ny zanany ka hiverina.
-