2 Koa rehefa manome zavatra mba hiantrana ny mahantra ianao, dia aza mitsoka trompetra eo alohanao, toy ny ataon’ny mpihatsaravelatsihy ao amin’ny synagoga sy eny an-dalana mba hideran’ny olona azy. Lazaiko marina aminareo fa efa azony daholo ny valisoany.